melky & moi

melky & moi
"NJAKATIANA"


Raha vao mandre ireo hiranao aho
dia mientana foana 'ty foko
reo lazainao reo zay veintsoinao
dia tontolon'ny fiainako
ianao moa tsy mba mahafantatra ahy
zany anefa tsy hahasakana ahytsy ho mpankafy
na tsy hitanao aho dia te hifandray
mankasitraka re ny aty

tiako raha izaho no tafahaona aminao mivantana
na dia iray minitra monja
mba hitopa kely aminao ity foko feno onja
dia ho sambatra aho fa naharay diamondra

# Posté le mercredi 20 mai 2009 09:03

Modifié le lundi 28 septembre 2009 07:26

c moi

c  moi
JE TRACE MA ROUTE, ET LAISSE PARLER LES PUTEs , IL Y EN A TELLEMEN TROP DANS CE MONDE.
VIE TA VIE, REGARDE PA LA MIENNE FAIT CKE TU VEUX TANT K'ELLE NE DBORDE PAS SUR LA MIENNE.

# Posté le mercredi 08 avril 2009 07:41

Modifié le mardi 09 juin 2009 08:24

c encor moi

c encor moi
Dia tsy hoe faly ny hanohitra ihany
Fa dia vahotra anie aho amin'izany
Raha ny ao an-tsaina indray
Tsy hamadika ilay notiavinao aho
An an an
Fa izy anie
Fa izy anie no efa namako hatrizay

Nahoana loatra ary ianao
No mitady hanitsaka azy
Aoka re
Tsy mety izany akia
Hajao ilay nomenao fitia
Hamitaka azy ianao dia izay izaho ve
Ka hoy aho hoe " an an an"

Ianao aloha dia tsara tokoa
Fa na izany aho anefa tsy sahy
Fihavananay no taloha mampanahy
Ka ny faniriako anie
Tsy handratra mihitsy ny fony aho
An an an
Fa izy anie
Fa izy anie no efa akamako ela be

Nahoana loatra ary ianao
No mitady hanitsaka azy
Aoka re
Tsy mety izany akia
Hajao ilay nomenao fitia
Hamitaka azy ianao dia izay izaho ve
Ka hoy aho hoe " an an an"
Hiantsampy ihany ianao dia izay izaho ve
Ka hoy aho hoe "an an an"

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:49

Modifié le mardi 09 juin 2009 08:16

DIN KOUNKOU E

DIN KOUNKOU E
[
Tiako sady sarobidy ho ahy
Ny fitiavana nasehonao
Foana sy nisinda ny ahiahy
Fa efa eo ianao
Toky sy hery ho ahy (tokoa)

Tsy mba nanampiovana ianao
Matotra tamin'izay natao
Namana azo antoka tokoa ianao
Fifaliako koa
Sakaiza tsy mba mandao
Ieieee ...

Faly aho
Fa hatramin'izao ianao dia mbola ianao
Tretrika aho
Notanterahinao izay tiako atao
Sambatra aho
Tsy mba nisy izay fanitsahanao ahy
Misaotra anao ... �!

Ny irariana koa
Dia mba ho izany foana moa

Tiako sady sarobidy ho ahy ...

Faly aho ...

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:48

Modifié le mercredi 20 mai 2009 09:34

moi et lola

moi et lola
lola a la reunion

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:45

Modifié le jeudi 11 juin 2009 07:11

c moi

c moi

- Ne demeure pas dans le passé, ne rêve pas du futur,
Concentre ton esprit sur le moment présent .

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:44

Modifié le mardi 09 juin 2009 08:21

britney spears

britney spears
star americain

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:38

eric

eric
rah-eric

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:35

Modifié le lundi 17 août 2009 07:13

et sa c qui ?

et sa c qui ?
asa raha fantatrao
fa mbola miandry foana anie aho
miandrandra sao mbola aminao lay fitiavana ahy
manantena ny anilanao;f'izany moa no hampionona ny fo
f'izaho aloha dia tsy manahy fa tia tokoa
miandry anao,mioandry foana hatramizao
mbola tsy mamoy fo

niezaka aho nanao zay rehetra azo atao
nikaroka nitady izay hitiavanao ahy
nefa atao ahoana moa
mbola ho nofy ny anjarantsika koa

na ireo fihetsikao
toa mahasaro-piara lava izao
fa sariaka loatra ka manahy sao lasa any ianao
te hilaza fa hoe tia anao,nefa matahotra
sao lavinao eo aho
f'izaho aloha...................

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:34

Modifié le jeudi 11 juin 2009 06:54

he he he e!

he he he e!
LY TANINJAZANAY MALALA O
LY MADAGASIKALA SOA...

# Posté le vendredi 31 octobre 2008 15:32

Modifié le jeudi 18 juin 2009 07:46